|
|
|
|

Teny iditra 1  miatatra
Fototeny  2 atatra
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Mihinana mambosibosika, mandrapadrapaka, mandrepodrepoka: Nihinana niatatra teo izy dialasa natory
9 Torana (noho ny hehy na ny alahelo): Niatatry ny hehy izy ~ Niatatry ny alahelo izy raha vao nahare ny fahafatesan-drainy
10 Maty eo no ho eo, jingy, dangy: Raha vao voan' ny vato ilay voronkely dia niatatra terý [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  11 to eat voraciously or ravenously
12 to weep much
13 to be confounded
14 to be dead [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  15 manger gloutonnement
16 se pâmer de rire ou de douleur: Niatatry ny hehy izy (Il se pâmait de rire) ~ Niatatry ny alahelo izy (Il était suffoqué de douleur)
17 tomber mort ou raide: Voan' ny bala izy ka niatatra tery (Il fut frappé par une balle et tomba raide mort) [1.3#64]
Fikambanana  18  Fitenena, anaran-tany, anaram-java-maniry sy ny sisa miisa 1 misy ny teny how miatatra

Fivaditsoratra  miatatra, 19 mitatara

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/20