Teny iditra | 1 miatiaty |
Fototeny | 2 atiaty |
Sokajin-teny | 3 mpamaritra |
Fanazavàna teny malagasy |
4 [1.1] Feno tafahoatra (kibo) Enti-milaza famarana na sobika nofenoina zavatra ka efa avo loha: Feno miatiaty itỳ harona itỳ ka aoka izay |
Kamban-teny |
|
Fivaditsoratra | 6 miatiaty, mitaitay |
Nohavaozina tamin' ny 2023/12/10 |