|
|
|
|

Teny iditra 1  miavela
Fototeny  2 vela
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
Fanazavàna teny malagasy  7 Lasa
8 Fomba fiteny mihaja ilazana ny hoe "mandeha mivalana" [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  9 aller à la selle (terme poli) [1.3]
Voambolana  10  Fahasalamana
Mpanahaka  11  mankany amin' ny trano kely, 12  mankany an-garaba

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/22