|
|
|
|

Teny iditra 1  mibarara
Fototeny  2 barara
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
Fanazavàna teny malagasy  7 Miaiky ho diso rehefa avy nopotsirina ny ratsy na ny lainga, na naharihary ny marina: Natahotra Rabe ka nibarara teo anoloan' ny mpamototra [1.1]

Fivaditsoratra  mibarara, 8 raimbara

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/20