| Teny iditra (1/2) | 1 mibebaka |
| Fototeny | 2 bebaka |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
| Haiendriteny |
|
| Fanazavàna teny malagasy |
8 Miaiky ny hadisoana natao
9 Mifona, mangata-pamelana: Mibebaka aminao aho 10 Miova ho tsara miova ho kristianina: Nibebaka talohan' ny naha fatesany ilay Rangahy tsy nino an' Andriamanitra tery avaratra tery [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
11 to repent
[1.2, 1.7] 12 to solicit forgiveness, to confess guilt, to be contrite. [1.2] 13 to ask forgiveness [1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
14 demander pardon
[1.3, 1.8] 15 Avouer sa faute, se convertir [1.3] 16 se repentir [1.8] |
| Ohatra |
17 Ny fieritreretany, izay mbola velombelona ihany, raha tsy entiny mibebaka.
[1.38#845]
|
| Teny iditra (2/2) | 18 mibebaka |
| Fototeny | 19 bebaka |
| Sokajin-teny | 20 matoantenin' ny mpanao |
| Haiendriteny |
|
| Fanazavàna teny anglisy |
24 [Provincial] to be flattened, to be shallow, to be sunk in; to be dejected about one's self
[1.2] |
| Nohavaozina tamin' ny 2026/04/20 |
|