Teny iditra mibedabeda (bedabeda (beda))
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy Mandrairay zavatra, izay fihimpihinina ary avadibadika
Mitovy hevitra: mamonjafonja [1.1]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : mibedabeda
Ny lasa : nibedabeda
Ny hoavy : hibedabeda

Teny iditra mibedabeda (bedabeda)
Sokajin-teny mpamaritra
Fanazavàna teny frantsay être mou [1.3]

Nohavaozina tamin' ny 2023/04/09