|
|
|
|

Teny iditra 1  mibedibedy
Fototeny  2 bedibedy
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Mimenomenona miverimberina, manao teny misesisesy: Lasa tsirairay ny mpiasa raha mbola nibedibedy teo Rangahy mpampiasa
9 Mananatra na maniny lavareny tsy an-kiato: Tsy manao afa-tsy ny mibedibedy i Neny
10 Mirediredy, miteniteny foana tsy misy heviny: Mibedibedy ny marary [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  11 to talk much, to tattle, to be loquacious, to chatter. [1.2]
Ohatra  12  Fa ny molotra mibedibedy foana tsy mba ahazoana na inona na inona. [2.996]

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/20