|
|
|
|

Teny iditra 1  mibitaka
Fototeny  2 bitaka
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Mitsinjaka noho ny hafaliana; mampiseho ny hafaliana amin' ny fihetsehana ety ivelany, toy ny dihy, hofa tanana: Nibitaka i Fara fa afaka tamin' ny fanadinana [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  9 to jump or dance for joy, to dance and brandish spear and shield, as is done at times of public rejoicing. [1.2]
10 to jump for joy [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  11 bondir de joie [1.8]

Fivaditsoratra  12 akitamby, mibitaka

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/20