|
|
|
|

Teny iditra (1/2) 1  mibo
Fototeny  2 bo
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4 Mipoaka mafy; mandefa feo lavalava na hentitra rehefa mangetotra: Iza izany mibo izany? [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  5 résonner, faire du bruit [1.3]
Voambolana  6  Feo
Tovy hevitra  7 manaobo

Teny iditra (2/2) 8  mibo
Fototeny  9 bo
Sokajin-teny  10  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
11  Ny ankehitriny :
12  Ny lasa :
13  Ny hoavy :
Fanazavàna teny malagasy  14 Enti-milaza zavatra misava, misinda: Efa mibo ny zavona
15 Enti-milaza olona miely patrana: Mibo ny mpianatra rehefa mirova
16 Mamovoka, mitorajofo, midofaka: Mihataha rankizy, fa mibo ny vovoka hehezin' io akoho fo [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  17 to rise in the air, as smoke or dust. [1.2]

Fivaditsoratra  18 imbo, mibo, 19 omby

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/22