Teny iditra | miboana (boana) | ||||||
Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao | ||||||
Fanazavàna teny malagasy | Mivoha amim-peo mafy; migoana Mangetotra [1.1] | ||||||
Fanazavàna teny frantsay | S'ouvrir avec bruit Péter [1.3] | ||||||
Haiendriteny |
| ||||||
Teny iditra | miboaña | ||||||
Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao | ||||||
Fanazavàna teny malagasy | [Tambahoaka] Miseho, mipoitra [1.78] | ||||||
[Bezanozano] Miseho, miharihary [1.78] | |||||||
[Sihanaka] Miseho (aboaña) [1.78] | |||||||
Fivaditsoratra | ambanio, ambaony, animbao, iombana, miaboña, miboana, naombia, ombaina, ombiana |
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |