Teny iditra | 1 mibobaka |
Fototeny | 2 bobaka |
Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
Fanazavàna teny malagasy |
4 Mivonto na mizihitra makadiry: Nibobaka ny tongony taorian' ny nianjerany [1.1] |
Haiendriteny |
|
Fivaditsoratra | 8 mibaboka, mibobaka, mikobaba, mikobabà |
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |