|
|
|
|

Teny iditra 1  mibobobobo
Fototeny  2 bobobobo
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Mifioka (toy ny rivotra)
9 Mamoaka feo toy ny an' ny rano miditra ao anaty tavoahangy [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  10 to gurgle, to make a bubbling sound. [1.2]
Ohatra  11  Tsy ampy toinona dia injao nibobobobo ny anjombona, ka niantsoantso izy rehetra sady nifamonjy tany ambany andrefana. [2.324]
Voambolana  12  Feo
Ohabolana  13  Ohabolana misy io teny io

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/21