|
|
|
|

Teny iditra 1  miboeriboerika
Fototeny  2 boeriboerika
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
Fanazavàna teny malagasy  7 Miteniteny tsy fantatra, misafotofoto sy miradarada sady mikorontana [1.1]
Ohatra  8  Fa tsy ho any amin' ny firenena miboediboedi-piteny sy miboeriboerika no anirahana anao, fa ho any amin' ny taranak' Isiraely ihany; [2.996]
9  Nanomboka teo saika tsy niasa intsony ny teny frantsaiko ary na dia ratsy tonona aza ny teny anglisiko dia mba voavinanin' i Mrs Rodwell ihany izay tiako hambara rehefa niboeriboerika teo aho. [2.356#154]

Nohavaozina tamin' ny 2026/02/26