| Teny iditra (1/2) | 1 mibokitra |
| Fototeny | 2 bokitra |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
| Haiendriteny |
|
| Fanazavàna teny malagasy |
7 Mivohitra, mivohon-tsotro, misy vombony: Ratsy rafitra ity varavarana ity fa mibokitra
[1.1] |
| Fanazavàna teny frantsay |
8 être bombé
[1.3] |
| Fikambanana | 9 Fitenena, anaran-tany, anaram-javamaniry sy ny sisa miisa 1 misy ny teny hoe mibokitra |
| Teny iditra (2/2) | 10 mibokitra |
| Fototeny | 11 bokitra |
| Sokajin-teny | 12 matoantenin' ny mpanao |
| Haiendriteny |
|
| Fanazavàna teny malagasy |
16 Hita miseho mibokoboko: Mibokitra ny tehezako marina noho tzaho nihomehy loatra
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
17 To suppress one's laughter.
[1.2] |
| Fanazavàna teny frantsay |
18 se comprimer, se retenir
[1.3] |
| Fivaditsoratra | mibokitra, 19 mibotraky, 20 mitraboky |
| Nohavaozina tamin' ny 2026/04/20 |
|