Teny iditra | mibolangina (bolangina) | ||||||
Sokajin-teny | mpamaritra | ||||||
Fanazavàna teny malagasy | Dongadonga salama sy matanjaka [1.1] | ||||||
Fanazavàna teny frantsay | être dodu, bien portant [1.3] | ||||||
Teny iditra | mibolangina | ||||||
Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao | ||||||
Fanazavàna teny anglisy | [Provincial] To be nude, to be naked [1.2] | ||||||
Haiendriteny |
| ||||||
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/22 |