|
|
|
|

Teny iditra 1  mibolidy
Fototeny  2 bolidy
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Mitsoaka mandositra
9 Mandehandeha atsy sy ary tsy miera: Lasa nibolidy any ho any indray izay ilay kely iny
10 Mitsoaka fanompoana, mandositra adidy: Voasazy mafy izay tratra nibolidy fahizay [1.1]
Fikambanana  11  Fitenena, anaran-tany, anaram-javamaniry sy ny sisa miisa 1 misy ny teny hoe mibolidy

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/20