Teny iditra | 1 mibolidy |
Fototeny | 2 bolidy |
Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
Fanazavàna teny malagasy |
4 Mitsoaka mandositra 5 Mandehandeha atsy sy ary tsy miera: Lasa nibolidy any ho any indray izay ilay kely iny 6 Mitsoaka fanompoana, mandositra adidy: Voasazy mafy izay tratra nibolidy fahizay [1.1] |
Haiendriteny |
|
Kamban-teny |
|
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |