Teny iditra | mibonabona (bonabona) | ||||||
Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao | ||||||
Fanazavàna teny malagasy | Mivonto toa mizihizihitra nefa mihodrahodra: Asa na naninona na naninona fa nibonabona tampoka teo ny tarehin-dRasoa [1.1] | ||||||
Fanazavàna teny anglisy | (imp and rel not used) to swell, to grow large and bulky, to puff out, to inflate, to appear plump To boast, to brag (Prov.) [1.2] | ||||||
Haiendriteny |
| ||||||
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |
![]() |