Teny iditra | 1 mibonaika |
Fototeny | 2 bonaika |
Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
Fanazavàna teny malagasy |
4 Mitovy amin'ny bonaika ihany [1.1] |
Fanazavàna teny anglisy |
5 to act mildly, to be gentle, to be bland [1.2] |
Ohatra |
6 fa mamorom-pitaka izy hamelezany izay mibonaika ambonin'ny tany. [2.996] |
Haiendriteny |
|
Fivaditsoratra | 11 ikombiana, mibonaika |
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |