Teny iditra miboraboraka (boraboraka (boraka))
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Ohatra lamba asampina somary miboraboraka. [2.313]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : miboraboraka, miboraborak', miborabora-
Ny lasa : niboraboraka, niboraborak', niborabora-
Ny hoavy : hiboraboraka, hiboraborak', hiborabora-

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20