|
|
|
|

Teny iditra 1  miboroaka
Fototeny  2 boroaka
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
Fanazavàna teny malagasy  7 Mivoaka hatrany ambadika: Aoka izay fa efa miboroaka ny fantsika
8 Mivoaka avy ao anaty lavaka iray: Voadona ny oron' Ikoto ka niboroaka ny ron' orony
9 Mivoaka, miafara: Miboroaka any Antananarivo itý lalan-kely itý [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  10 to come through on the other side; to spurt out [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  11 transpercer et sortir de l'autre côté; déboucher [1.8]

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/20