|
|
|
|

Teny iditra 1  mibororoaka
Fototeny  2 bororoaka
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
Fanazavàna teny malagasy  7 Enti-milaza rano mandeha be dia be tsy azo ajanona; ran' orona tsy azo tampenana [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  8 to pour out in a straight continuous stream, as water from a hole in a barrel, rice from a hole in a sack, etc. It differs from boraraka in being a continuous stream, while boraraka implies a dispersion in any direction [1.2]
Mpanahaka  9  boraraka

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/22