Teny iditra | midabaka (dabaka) | ||||||
Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao | ||||||
Fanazavàna teny malagasy | Safotra ao anaty rano, milentika anaty rano: Midabaka ao anaty vilany ny fotsimbary [1.1] | ||||||
Fanazavàna teny anglisy | To overflow, to be plentiful. Applied only to liquors [1.2] | ||||||
Fanazavàna teny frantsay | Nager dans, comme une poignée de riz dans une marmite pleine d'eau, être inondé, submergé [1.3] | ||||||
Haiendriteny |
| ||||||
Fivaditsoratra | ambadika, midabaka |
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |