|
|
|
|

Teny iditra1  midangana
Fototeny  2  dangana
Sokajin-teny  3  mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  4  Misondrotra avo, tonga avo: Midangana izao ny vidin' ny vary azon' ny mbola misy ray volana vao fararano [1.1]
5  misondrotra mihoatra ny tokony ho izy, mihoapampana [1.13]
Fanazavàna teny frantsay  6  élevé [1.13]

Fivaditsoratra  7  mandainga, mandaingà, midangana

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20