Teny iditra | midanidany (danidany) | ||
Sokajin-teny | mpamaritra | ||
Fanazavàna teny malagasy | Midiridiry, feno, ka henjana: Voky loatra ity zaza ity ka midanidany ny kibony [1.1] | ||
Fanazavàna teny frantsay | Etre ballonné, tendu [1.3] | ||
Kamban-teny |
| ||
Fivaditsoratra | midanidany, midinadina |
Nohavaozina tamin' ny 2023/07/29 |