| Teny iditra | 1 midaridary |
| Fototeny | 2 daridary |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
| Haiendriteny |
|
| Fanazavàna teny malagasy |
7 Midiridiry, mibontsina sy henjana: Voky loatra Isambilo ka midaridary aoka izany ny kibony
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
8 to swell, to puff up, to inflate
[1.2] |
| Fanazavàna teny frantsay |
9 Etre ballonné, tendu
[1.3] |
| Nohavaozina tamin' ny 2026/04/20 |
|