Teny iditra (1/2) | 1 midarona (darona) |
Sokajin-teny | 2 matoantenin' ny mpanao |
Fanazavàna teny malagasy |
3 Manao na mamindra na miteny miadana toa tsy rototra [1.1] |
Fanazavàna teny anglisy |
4 to speak plausibly but yet deceitfully; to pretend to go but not setting out [1.2] |
Fanazavàna teny frantsay |
5 Agir, parler posément, retentir avec plénitude, avec harmonie [1.3] |
Ohatra |
6 Eny, fa na dia midarona aza ny sandry, ka manao laniala ny nify, dia mbola ao ihany ny fahoriana. [2.69#230] |
Haiendriteny |
|
Teny iditra (2/2) | 11 midaròna (darona) |
Sokajin-teny | 12 filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao midarona |
Fanazavàna teny malagasy |
[1.1] |
Fanazavàna teny frantsay |
[1.3] |
Tsanganana sy sary iray takila |
13 Ny matoantenin' ny mpanao mandidy rehetra |
Fivaditsoratra | 14 amindrao, maidrano, manodira, marodina, midarona, midaròna, mirodana, mirodàna, amindrao, maidrano, manodira, marodina, midarona, midaròna, mirodana, mirodàna |
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |