| Teny iditra | 1 midasidasy |
| Fototeny | 2 dasidasy |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
| Haiendriteny |
|
| Fanazavàna teny malagasy |
8 Mandeha sy mamindra milamina sy maotona: Nidasidasy ny mpisorona nialohan' ny andiana mpiserivy
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
9 to walk majestically, or in a stately manner, as a king or a fine bullock
[1.2] |
| Fanazavàna teny frantsay |
10 Marcher gravement, majestueusement, se prélasser en marchant
[1.3] |
| Fikambanana | 11 Fitenena, anaran-tany, anaram-javamaniry sy ny sisa miisa 1 misy ny teny hoe midasidasy |
| Nohavaozina tamin' ny 2026/04/20 |
|