|
|
|
|

Teny iditra1  mideba
Sokajin-teny  2  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  3  mininginingina [Tambahoaka] [1.78]4  mitaingina: Nideba jahatre ahay niany (nitaingina zahatra izahay androany) [Tanala] [1.78]
Tovy hevitra  5  midiba

Fivaditsoratra  6  mibeda, mibedà, mideba

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31