|
|
|
|

Teny iditra1  midio
Fototeny  2  dio
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4  Misasa: Lasa nidio any amin' ny rano mandeha any izy
5  Manala tena amin' ny fiampangana: Nidlo tena teo anatrehan' ny fitsarana izy [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  6  to purify one's self
7  to undergo the tangena ordeal as an expurgation [1.2]
8  to cleanse oneself, to wash
9  to free oneself from an accusation [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  10  se laver, faire sa toilette
11  se disculper [1.8]
Haiendriteny 
12  Ny ankehitriny :
13  Ny lasa :
14  Ny hoavy :
15  Filaza mandidy :

Fivaditsoratra  16  dimio, midio

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20