| Teny iditra | 1 midizidizy |
| Fototeny | 2 dizidizy |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
| Haiendriteny |
|
| Fanazavàna teny malagasy |
7 Mihinjihinjy na midiridiry na mijajirika tsy mihetsika eo amin' izay misy azy
8 Mandeha amin' izao fa tsy mitafy lamba, na mihanjaka [1.1] |
| Fivaditsoratra | midizidizy, 9 mizidizidy |
| Nohavaozina tamin' ny 2026/04/20 |
|