Teny iditra midobibika (dobibika)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy Miangona, mivangongo, mijanona mipetra-potsiny: Midobibika ao an-tokotany ao ny kitay [1.1]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : midobibika
Ny lasa : nidobibika
Ny hoavy : hidobibika

Nohavaozina tamin' ny 2023/02/07