|
|
|
|

Teny iditra 1  midodododo
Fototeny  2 dodododo
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Mandeha haingana, mihazakazaka: Lasa nidodododo nankany antsena Izy fa nanam.bahiny tampoka
9 Mirohotra haingana: Nidodododo ny vahoaka mba hamonjy ny haintrano
10 Tonga maika dia maika: Nidodododo izahay, tompoko, hanala alahelo anareo amin' izao fahoriana izao [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  11 to hurry to approach [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  12 se presser d'accourir [1.8]
Ohabolana  13  Ohabolana misy io teny io

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/21