Teny iditra midongidongy (dongidongy (dongy))
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Ohatra Ianareo madinika aza midongidongy raha irahiny. [1.353]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : midongidongy, midongidongin', midongidongin-, midongidongim-
Ny lasa : nidongidongy, nidongidongin', nidongidongin-, nidongidongim-
Ny hoavy : hidongidongy, hidongidongin', hidongidongin-, hidongidongim-
Filaza mandidy : midongidongia
Ohabolana 

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20