|
|
|
|

Teny iditra (1/2) 1  midoroka
Fototeny  2 doroka
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Mimamomamo: Isaky ny midoroka Rabe, miferinaina ny vady aman-janany [1.1]

Teny iditra (2/2) 9  midoroka
Sokajin-teny  10  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  11 [Sihanaka] mitsangana (zazakely) [1.78]

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/20