|
|
|
|

Teny iditra 1  midradraka
Fototeny  2 dradraka
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Miantsoantso mafy noho ny fahatairana: Nidradraka izy raha vao nahita ny afo nandray ny volombodintrano [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  9 to begin to weep profusely. [1.2]

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/20