Teny iditra midrafana (drafana)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy Mihetsika mihendratra noho ny tahotra na fihetseham-po hafa [1.1]
Fanazavàna teny anglisy To start with fear. [1.2]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : midrafana
Ny lasa : nidrafana
Ny hoavy : hidrafana

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2022/09/12