|
|
|
|

Teny iditra 1  midredro
Fototeny  2 dredro
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Mandokadoka izaitsizy, milelaka, misolelaka: Tsy misy mankaloiloy ohatra irony mpiasa fatra-pidredro irony [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/20