|
|
|
|

Teny iditra 1  midridrodridro
Fototeny  2 dridrodridro
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
Fanazavàna teny malagasy  7 Midilotra, mamoaka feo mampangintsingintsina ny nify na ny sofina: Tokony hasiana menaka ny savilin' io varavarana io fa midridrodridro foana raha mivoha [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  8 to squeak, to squeal [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  9 grincer; crier comme un rat [1.8]

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/20