|
|
|
|

Teny iditra1  midrohodroho
Sokajin-teny  2  mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.78] [Betsileo] midrahodraho, mikaviavia: Añareo aza dia midrohodroho tahak'io lehe manao raha (Hianareo aza dia mikaviavia sahala amin'io rehefa manao zavatra)

Fivaditsoratra  4  midrohodroho, mihodrohodro

Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21