|
|
|
|

Teny iditra (1/2) 1  miebana
Fototeny  2 ebana
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Mitondra lamba mirefarefa toy ny olona tsy miraharaha, na mampihofahofa azy toy ny olona te hiseho mihaingo [1.1]

Teny iditra (2/2) 9  miebàna
Fototeny  10 ebana
Sokajin-teny  11  filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao miebana [Fitanisana]
Fanazavàna teny frantsay  [1.3]

Fivaditsoratra  12 ambiena, 13 añambey, miebana, miebàna

Nohavaozina tamin' ny 2026/08/15