|
|
|
|

Teny iditra 1  miedinedina
Fototeny  2 edinedina
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Mirehareha amin' ny fihetsehana toa misoneninenika, indrindra raha misy zavatra vitan' ny tena nahatonga ny olona handoka ny tena [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  9 to strut, to swagger [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  10 avoir une démarche fière, se pavaner [1.3, 1.8]
11 Etre prétentieux, avoir une démarche fière, se pavaner [1.3]
Ohabolana  12  Ohabolana misy io teny io

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/21