|
|
|
|

Teny iditra 1  miefitra
Fototeny  2 efitra
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Misy efitrefitra: Miefitra anaty toy ny hasim-boasary [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  9 to be separated by partitions, to be divided into rooms [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  10 Où il y a des cloisons, des séparations, des chambres, des compartiments, des casiers, des planches de légumes, être séparé par quelque chose: Ataovy miefitra tsara ny vilia (Mettez quelque chose pour bien séparer les assiettes) ~ Miefitra folo ny trano fitsaboana (L'hôpital a dix chambres) [1.3]
11 être cloisonné, être divisé en compartiments [1.8]
Ohatra  12  Trano lava iray tsy miefitra izy io ary simenitra no ao anatiny. [2.472#68]
Fikambanana  13  Fitenena, anaran-tany, anaram-javamaniry sy ny sisa miisa 3 misy ny teny hoe miefitra
Ohabolana  14  Ohabolana misy io teny io

Nohavaozina tamin' ny 2026/08/14