|
|
|
|

Teny iditra 1  mielo
Fototeny  2 elo
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Mitondra elo: Moa marina ve fa fady, hono, ny mielo an-trano [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  9 to shade oneself with a parasol, to use an umbrella [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  10 porter un parasol, un parapluie [1.8]
Ohatra  11  ary dia mitazana eo Manjakamiadana mielo mena eo ny andriana [2.48#126]
Fikambanana  12  Fitenena, anaran-tany, anaram-javamaniry sy ny sisa miisa 1 misy ny teny hoe mielo
Ohabolana  13  Ohabolana misy io teny io

Fivaditsoratra  mielo, 14 mileo

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/21