|
|
|
|

Teny iditra (1/2) 1  miemonemona
Fototeny  2 emonemona
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Mitoetra amin' ny toerana avo tsy dia marin-toerana tsara [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  9 être élevé, placé sur [1.3]

Teny iditra (2/2) 10  miemonemòna
Fototeny  11 emonemona
Sokajin-teny  12  filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao miemonemona [Fitanisana]
Fanazavàna teny frantsay  [1.3]

Fivaditsoratra  miemonemona, miemonemòna

Nohavaozina tamin' ny 2026/08/15