Teny iditra miemponempona (emponempona)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy Mitepotepo mafy (fo); miehakehaka, misefosefo (ny fiainana) [1.1]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : miemponempona
Ny lasa : niemponempona
Ny hoavy : hiemponempona

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/05