|
|
|
|

Teny iditra (1/2) 1  mienina
Fototeny  2 enina
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Mizarazara enina [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  9 to divide into six [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  10 être partagé en six [1.3]
Ohatra  11  Ary nataon' Andrianampoinimerina mienina i Imerina to izao [2.48#709]

Teny iditra (2/2) 12  mieñina
Sokajin-teny  13  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  14 [Tanala] mijanona, mitsahatra: Mieñena ho takon-drano (mamitsaha ho afa-tsiny) [1.78]

Fivaditsoratra  15 mieñañy, mieñina, mienina

Nohavaozina tamin' ny 2026/08/24