|
|
|
|

Teny iditra 1  mienjika
Fototeny  2 enjika
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Milefa, mandositra: Nienjika tany an-tsaha ilay kisoa vao novidina
9 Mihazakazaka atsy sy are; mikarenjy, miriorio: Lasa nienjika any an-tokotany any ny ankizy
10 Manohitra, mirintona tsy manaiky: Mienjika izaitsizy amin' ny mpampianatra azy io mpianatra io [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/20