|
|
|
|

Teny iditra 1  mienjinenjina
Fototeny  2 enjinenjina
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
Fanazavàna teny malagasy  7 Mijoro na mitoetra amin' ny toerana avo ka mampiseho fireharehana [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/20