|
|
|
|

Teny iditra 1  mientanentana
Fototeny  2 entanentana
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
Ohatra  7  Hay rahefa faly izy ity, mba sahala amin' ny olona rehetra ihany : mihomehihehy foana, mientanentana eo am-piresahana. [2.4#21]

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/20